WIFI MAIMAIM-POANA
Androany no napetraka teto amin’ny
Commune Sabotsy Namehana
ny WIFI MAIMAIM-POANA, tetik’asan’ny Filoham-pirenena entina hanampiana ny daholobe amin’ny fikirakirana ny hay teknolojia izay hampisain’izao tontolo izao.
Marihina fa 30 mn isan’andro, isan’olona ihany no azo hampiasaina,
Mety kokoa raha finday no ampiasaina,