Vonona ny Vahoakan’i Sabotsy Namehana
Raha ny hita sy tsikaritra dia efa Vonona tanteraka ny Vahoakan’i Sabotsy Namehana handray ny Fetin’ny Fiverenan’ny Fahaleovan-tena, ary efa manao volon’andro fety ny ety an-tanana amin’izao ora hanoratanay izao