Vita ny asa momba ny rano

Vita ny asa momba ny rano eto @ commune Sabnam eh !

Namatsy vola ny Firenena Grand Bretagne sy ny Fitondrampanjakana Malagasy !
Nanao ny asa ny Jirama
Nanome fitaovana ny Firenena Israëliane
Mahazo tombotsoa ny vahoaka eto @ commune Sabnam sy Manadrina

Manainga ampananjana antsika rehetra mba hanotrona ny filohampirenena @ sabotsy izao fa ho avy eto amintsika izy hitokana io Rano io mba ho fankasitrahana anazy fa efa ela nijalina isika !

Eo ihany koa no hangatahatsika ny mahakasika ny lalana makany Namehana !

Misaotra tompoko @ fiarahamietana sy mifanotron