Vatsim-pianarana DARMASISWA 2023
Noho ny nahazahoany Atoa RAKOTONDRAZAKA fenosoa Andritiana, Vatsim-pianarana DARMASISWA 2023 hianatra madritra ny Telo taona any JAKARTA INDONÉSIE Dia noraisin’ Atoa ANDRIAMOSA Avotra Ben’ny Tanana sy Atoa RAKOTOMALALA Jérôme filohan’ny Mpanolotsaina Ary ireo mpiaramiasa teto anivony kaominina Sabnam izy sy ny Raiamadreniny Ary ny Sefo Fokontany Namehana ka notolorana vola sy notsofina Rano mba hahavita ny fianarany ka mba ho reharehany kaominina Sabnam.