• 3023

    COMMUNE RURALE SABOTSY NAMEHANA

  • 3024

    COMMUNE RURALE SABOTSY NAMEHANA

  • 3025

    COMMUNE RURALE SABOTSY NAMEHANA

  • 3027

    COMMUNE RURALE SABOTSY NAMEHANA

  • 3028

TOERAM-PIVAROTANA TAO-ZAVATRA

Androany faha 03 Mey 2017 no andro voatondro hitokanana ny toearam-pivarotana taozavatra eto amin’ny Fokontany Antsofonondry, Kaominina Sabotsy Namehana.
 
Tonga nitokana izany tamim-pomba ofisialy ny Lehiben’ny Faritra Analamanga, ny Solon-tenan’ny Minisitry ny Fambolena sy ny Fiompiana, ny Ben’ny tanana Kaominina Sabotsy Namehana, ary ireo mpahazo tombontsoa.
 
Izay rehetra nandray fitenena dia samy nanatitratitra fa zava-dehibe ny fisiana sy fananana foto-drafit’asa tahaka izao,satria sady haingon’ny tanana, fidiram-bola hoan’ny mponina ary fampivoarana ny farim-piainan’ny vahoaka