Miatrika fifanintsanana Baolina kitra any Mahajanga ny Sabotsy 30 Jolay 2017 ho avy izano ny Ekipa Mpanao Baolina zazalahy eto amin’ny Kaominina Sabotsy Namehana

Fifanintsanana izay hikatrohan’ny Kaominina Sabotsy Namehana sy ny Ascum Majunga

Mirary soa hoan’ireo mahery fon-tsika ireo isika