Taranja BOXE FRANCAISE SAVATE

Noraisin’ny Ben’ny tanana Sabotsy Namehana ANDRIAMOSA AVOTRAINA, teto @ Biraon’ny kaominina ireo tompon-daka telo mirahalahy izay nadrombaka ny medaly volamena 1 sy volafotsy 2 t@ tompondakan’ny Madagasikara 2022 teo @ taranja BOXE FRANCAISE SAVATE natao tao @ Gymnase couvert Mahamasina ny 15,16 ary 17 Aprily 2022 lasa teo.
Nahazo ny medaly volamena:
ANDRIANARISOA Avotra Latsaky 56Kg
Nahazo medaly Volafotsy kosa :
ANDRIANOMENJANAHARY Heritiana Fabien teo @ 52Kg
RANDRIAFANOROSOA Messia Leonail teo @ 56Kg