ROVA ILAFY nifandona tamin’ny FC BOUCHER

Natao ny alahady faha 17 Febroary 2019 lasa teo ny ankatoky ny famaranana “Tournoi des As” teto amin’ny Kiaja RAFANODINA,
Izay nokarakarain’ny MPIKITRA sy ny KAOMININA SABOTSY NAMEHANA.

Toy izao no vokatra tamin’izany
FANILO nifandona tamin’ny FC 417 
Ny Fanilo no nivoaka nandresy 2 – 1

ROVA ILAFY nifandona tamin’ny FC BOUCHER
Ny FC BOUCHER no nivoaka nandresy 3 – 1

Ny lalao famaranana dia atao ny alahady 03 Martsa 2019
Hatao ao amin’ny Kianja Herisetra RAFANODINA
Lalao izay hifanandrinan’ny FC BOUCHER sy ny FANILO