RIF na ny Rafitra Ifotony Fikaonan-doha

RIF na ny Rafitra Ifotony Fikaonan-doha (SLC) eto anivony kaominina Sabnam no nakan-kevitra mahakasika ny tetibola fototra sy ny Sara sy ny Haba ho ampiasaina ny 2024.