Mitohy ny asa fanamboarana ny lalana pave mampitohy Antsofinondry _lalam_baovao ataon’ny Kaominina Sabotsy Namehana. Miala tsiny @ fanelingelenana anareo mpampiasa io lalana io.