Ny Tsenam-bokatra eto amin’ny Kaominina Sabotsy Namehana
Ampafantarina isika Mponina eto amin’ny Kaominina Sabotsy Namehana sy ny manodidina fa efa misokatra ho antsika Ny Tsenam-bokatra eto amin’ny Kaominina Sabotsy Namehana.
Amin’ny endriny vaovao, madio, malalaka
Ho hitanao ao ireo vokatra mampalaza ny Kaominina misy antsika, entana amidy amin’ny vidiny mirary, vokatra vaovao amin’ny kalitao tsara.