Ny fitokanana sy fanolorana ny birao

Tontosa io maraina io
– Ny fitokanana sy fanolorana ny birao tale sy secrĂ©taire vaovao
– Ny fanaovam-beloma ny tale teo aloha andeha hisotro ronono
– Ny fanamafisana ny fiaraha-miasa eo @ sekoly sy ny Commune Sabotsy Namehana
👉 Izany rehetra izany dia teo ambany fiahian’ AndriamatoAvotraina Andriamosaaaaben’tanana KaominSabotsy Namehanaaaasy ny fikambananAvotantsika Sabotsy Namehanaa ary ny FEFFI « SOASoaniadanana Epppmiaraka @ ireo mpiara miasa sy mpiara miombon’antoka 3P
đź’•Angatahina ny fiaraha miasa @tsika rehetra zanaky ny tanana ho fanatsarana ny fitodrafitrasa ho an’ny zaza malagasyđź’•