Nosokafana ny taom-piasana 2018
« Nisaotra manokana ny fitondram-panjakana tarihan’ny Filoha Hery RAJAONARIMAMPIANINA ny Ben’ny Tanana nandritra ny hetsika »
Nosokafana tamim-pomba ofisialy ny 8 Janoary 2018 lasa teo ny ny fanombohana ny taom-piasana ny 2018 ho an’y Kaominina Sabotsy Namehana. Nisy lanonananentina nanamarihana izany, izay notarihin’Andriamatoa Ben’ny Tanana Andriamosa AVOTRAINA mivady, niaraka tamin’ny Filohan’ny Mpanolontsain’ny Tanana. Niantomboka tamin’ny fananganan-tsaina sy fotoambavakanotarihin’ny Mpitandrina isany RAKOTOARIMANANA Haja Roland sy RAZAFITSIAMBARA Morasata ny FotoanaMarihina fa ireto mpi