NORAISANA NY KAOMISAIRE VAOVAO
Noraisin’ny Sefo Distrikan’Antananarivo Avaradrano, sy ny Ben’ny Tanana Kaominina Sabotsy Namehana, Andriamatoa Avotraina ANDRIAMOSA, ny Kaomisera eto anivon’ny Commissariat Centrale Distrika Antananarivo Avaradrano, ny Commissaire de Police RANAIVOMAHALEO Fenohajasoa, izay nandimby an’i Commisaire de Police RADANIELSON Andrianiaina izay voatendry hiandraikitra asa hafa.
Hanohy ny ezaka efa natomboky ny teo aloha, ary hanamafy ny ady amin’ny tsy fandriam-pahalemana no laharam-pahamehana hoan’ity Kaomisera vaovao ity raha nandray fitenenana ny tenany.
Dia mirary soa sy fahombiazaa ho azy isika eto amin’ny Commune Sabotsy Namehana; sy ny Distrika Antananarivo Avaradrano