Nivaly ny FANADINANA CEPE

Nivaly izao tolak’andro izao ny fanadinana CEPE 2018 eto amin’ny CEGCommune Sabotsy Namehana

Na dia migaingaian sy mafana àry ny andro, na dia somary mamovoka aza ny ny toerana nijerena ny valim-panadinana dia tsy nahasakana ny olona nirohotra nijery izany!!

Mifandimby hita eto ny ranomaso sy ny fifaliana