Nitsidika ny tananan’i Sabotsy Namehana ny Ministre ny Agovo sy ny akoranafo

Nohon’ny firahalahina Téo @ Atoa ANDRY RAMAROSON izay Ministre ny Agovo sy ny akoranafo sy ny Ben’ny Tanana kaominina SABNAM Atoa AVOTRAINA A Dia nijery izay mety ho fiaraha-miasa izy roalahy Nohon’ny finamanany fahazaza izay 20 taona lasa.