Nisy ny fanaovam-beloma ireo mpiasa 3 mirahalahy
Nisy ny fanaovam-beloma ireo mpiasa 3 mirahalahy izay nahavita be teto anivon’ny Kaominina Sabotsy Namehana, ny Alakamisy 30 Desambra 2016 lasa teo, dia
- Andriamatoa RAKOTONIRINA Edmond
- Andriamatoa RAMAHEFASON Harris
- Andriamatoa ANDRIAMANEHO Rakotomavo
Ho marim-pankasitrahana ny asa vitan’izy ireo dia notolorana “MARIM-PANKASITRAHANA” avy amin’ny Kaominina izy ireo