Nasiana TV Canal #Startimes ato anatin’ny Biraon’ny Kaominina.
Ho fankaherezana antsika hanatona bebe kokoa ny Commune Sabotsy Namehana, Eo ampiandrasana ny asa hataon-tsika eto anivon’ny Kaominina, dia nasiana TV Canal #Startimes ato anatin’ny Biraon’ny Kaominina.
Ho fanarahana ny vaovao eran-tany, fijerena Baolina kitra, fijerena sary mihetsika!! hita ao avokoa e!!