Nandray anjara tamin ny fankalazana ny Faha 20 ny ASCUF Fianarantsoa
Nandray anjara tamin ny fankalazana ny Faha 20 ny ASCUF Fianarantsoa ny vehivavy Mpanao Baolina Kitra eto Sabotsy Namehana, nahazo ny laharana faha 2 isika,
Resy teo amin’ ny lalao famaranana raha nihaona tamin ny ASCAM Itasy tamin ny tirs au but 4 n 3 nahafahana nitsapa ireo Mpilalao vaovao ny tanjona tamin’io lalao io.