Nametram-pialana ny Ben’ny Tanana Avotra

Nametram-pialana tsy ho ben’ny Tanana Sabnam intsony AVOTRA A. ka nanolotra ny fahefana feno ho an’Atoa THÉOPHILE R. ary nisaotra ireo rehetra mpiaramisa taminy nadritra izay fotoana izay.

Teo fampadrosona ny tanana ary tsy mora izany. Teo ihany koa Nahafinaritra, Hafalina sy ny Halahelo, Fahorina ary Akivina fa niray fo sy saina hatrany ny rehetra. MANKASITRAKA TOMPOKO ARY MISAOTRA BETSAKA NY VAHOAKA NY SABNAM REHETRA…!!!

MBOLA HITOHY…!!!

Androany 18 septembre 2019 t@ 4ora hariva.