Nahazo Commandant de Brigade Gendarmerie

Nahazo Commandant de Brigade Gendarmerie (CB) vaovao isika eto Sabotsy Namehana,
Andriamatoa RAKOTOMIANDRARIVO Herimahefa Hajanirina

Inoana fa hitondra aingavao hoan’ny fandriam-pahalemana eto amin’ny tanana ny fahatongavany