COMMUNE RURALE SABOTSY NAMEHANA
Mpikitra Sabotsy namehana : NAMARANA NY TAONA TAMIM-PIFALIANA
Nitorajofo ny Kianjan’i Sabotsy Namehana namaranana ny taona sy ny fifaninanana Baolina Kitra izay nokarakarain’ny Mpikitra Sabotsy namehana