• 3023

    COMMUNE RURALE SABOTSY NAMEHANA

  • 3024

    COMMUNE RURALE SABOTSY NAMEHANA

  • 3025

    COMMUNE RURALE SABOTSY NAMEHANA

  • 3027

    COMMUNE RURALE SABOTSY NAMEHANA

  • 3028

Mpikabary Iarivo Avaradrano

Sarasara tsy hambaka Tompokolahy, akory fantimpantenana Tompokovav,

Havoaka amin’ny lanonana manetriketrika ny Alahady 29 Novambre 2015 hoavy izao, izay hatao ao amin’ny Villa Harimbola Andombotany Ankadikely Ilafy ny andia RAVALISON Gaston eto amin’ny MPIAVA ( Mpikabary Iarivo Avaradrano ) sy ny famindrana Faneva amin’ny andia RAHARIMANANA.

Hanafy haja sy hanemitra voninahitra ny lanonana famoahana amin’izany ny Ben’ny tanana Kaominina Sabotsy Namehana.