MONDIAL 2018 | ETO SABOTSY NAMEHANA
Ho fanomezana fahafaham-po antsika vahoaka rehetra eto amin’ny Commune Sabotsy Namehana sy ny manodidina dia azontsika arahina mivantana manontolo eto amin’ny Salle Polyvalent Sabotsy Namehana ny Mondial 2018 atao any RUSSIA.
Tsy misy vidim-pidirana, fa azo jerena maimaim-poana avokao izany rehetra izany.