Misaotra any FAMENO dia mirary soa ho azy

Noraisin’ny Ben’ny tanana sy ny Mpanolotsaina Kaominaly teto @ kaominina SABOTSY NAMEHANA i FAMENO, izay nahazo ny COUP DE COEUR t@ ” La Voix d’OR ” andiany fahadimy , ka nitondra avo ny voninahitry ny kaominina t@ fanehoana ny talenta nananany.
Notolorany vola 100.000 ar izy ary noraisin’ny kaominina an-tanana ihany koa ny fampidirana azy hianatra ao @ sekoly Les Petits Lascar ary dia tsy madoha sarampianarana izy hoy Ramatoa filoha mpanorina ny sekoly mandritra ny fotoam-pianarana.
Misaotra any FAMENO dia mirary soa ho azy.