Miatrika fifanintsanana Baolina kitra any Mahajanga
Miatrika fifanintsanana Baolina kitra any Mahajanga (TELMA FOOT) ny Sabotsy 30 Jolay 2017 ho avy izano ny Ekipa Mpanao Baolina zazalahy eto amin’ny Kaominina Sabotsy Namehana
Fifanintsanana izay hikatrohan’ny Kaominina Sabotsy Namehana sy ny Ascum Majunga
Mirary soa hoan’ireo mahery fon-tsika ireo isika