Matotra ny fiaraha-miasa eo amin’ny KAOMININA SABOTSY NAMEHANA sy ny Fondation AXIAN

Fiaraha-miasa ny kaominina SABOTSY NAMEHANA sy ny Fondation AXIAN ary ny fikambanana KOZAMA ao anatiny tetikasa Sekoly TELMA dia nisy ny fanolorana ny fanalahidy ny efitrano fianarana ho any ankizikely na ny ( PRESCOLAIRE ) sy ny trano fidiovana ho any lahy sy vavy natao tao EPP SOANIEDANANA sy EPP AMBOHINAORINA androany.