Maro sahady ny asa vita sy ho tokanana

Fotoana fohy monja no niverenan’ny Atoa ben’ny tanana eo amin’ny  fitantanana ny tanana dia maro sahady ny asa vita sy ho tokanana. Anisan’izany ity biraon’ny paositra malagasy ety sabotsy namehana ity, dia ho avy koa ny fitokanana ny tohadrano izay nanahirana ny commune sabotsy namehana sy ny manodidina isaky ny fahavaratra