MARIDREFIM-PITANTANANA IFOTONY

Androany, Zoma 20 Jolay 2018, no notanterahina teto amin’ny Eden Sabotsy Namehana ny « MARIDREFIM-PITANTANANA IFOTONY » na ny INDICE GOUVERNANCE LOCAL.

Fomba natao indrindra ho fanaraha-maso ny fitantanana ety ifotony, izay notarihin »Andriamatoa Ben’ny Tanana, ary natrehan’ny avy eo amin’ny Pôlisy Nasionaly, ny Chef ZAP, ny Fikambanam-behivavy (AVOTRAINA), ny SLC, ary ny Lehiben’ny FKT ato amin’ny Kaominina Sabotsy Namehana