Mandroso ny fanamboaran-dalana

Mandroso araka ny naminavinaina azy ny fanamboaran-dalana manomboka eto Sabotsy Namehna ka hipaka hatrany Ambatofotsy any.

Mbola mamerina fisaorana ny mponina hatrany amin’ny faharetana hanan-tsika e!!

… tsy Avotro izaho samy irery fa ho Avotro izaho sy ianao …