Mandroso fanamboarana ny Tsena

Mandroso araka ny niheverana azy ny fanamboarana ny tsenam-bokatra eto Sabotsy Namehana
 
Mahazo mahatoky isika eto Sabotsy Namehana sy ny manodidina fa hianoka ao anatin’ny Tsena madio sy milamina ao aoriana kely ao.