Manao fanadiovana faobe ny Kaominina
Manao fanadiovana faobe ny Kaominina, mba hisorohana ny fiparitahan’ny valan’aretina Pesta, na dia mbola tsy misy an’izany eto amin’ny Kaominina Sabotsy Namehana. Fanazavana avy amin’i Atoa RAKOTONANAHARY Théophile, Lefitra Voalohan’ny Ben’ny Tanana