Mahareta fa Hanana ny soa eh

Mahareta fa Hanana ny soa eh ….!!! Izany no namaliany Ben’ny tanana Sabnam ilay olona tezitra noho ny fanamboaran’ny kaominina ny lalana ao Namehana izay mampitaraina ny olona rehetra rehefa fahavaratra ny andro.