LISEA ANDRIANAMPOINIMERINA SABOTSY NAMEHANA.
Natolotra tamim-pomba ofisialy androany 15-02-2017 ny Efitra fianarana miisa roa eto amin’ny LISEA ANDRIANAMPOINIMERINA SABOTSY NAMEHANA.
Tonga nanolotra izany ny filoham-pirenena notronin’ny Minisitry ny Fanabezam-pirenena, Minisitry ny Fampianarana Ambony, ny Minisitry ny Paositra sy ny Fifandraisa-davitra, Minisitry ny Fahasalamana, Ireo loholon’i Madagasikara, Ny Filohan’ny Faritra Analamanga, Ny Sefo Distrika Avaradrano, Ireo solombavam-bahoaka voafidy teto Avaradrano, Ary ny Ben’ny Tanana maromaro eto Avaradrano, nahitana Ben’ny tanana Sabotsy Namehana, Ben’ny Tanana ny Kaominina Ambohimanga, Manandriana, …
Samy nanamarika avokoa izay nandray fitenenana fa kitro ary fototra uorenan’ny fampandrosoana ny fanabeazana ka tokony hatao laharam-pahamehana.