Lalao nifanaovan’ny Ekipa AC Sabnam ( Vehivavy) sy ny Asot Analamanga
08 Marsa 2018
Toerana : Kianja HERISETRA RAFANODINA
Lalao nifanaovan’ny Ekipa AC Sabnam ( Vehivavy) sy ny Asot Analamanga; ka niondrika isa teo anatrehan’ny AC Sabnam ny Asot Analamanga
tamin’ny isa 1 no 0
Tonga nanome vonihaitra an’ity lalao ity ny Ben’ny Tanana Kaominina Sabotsy Namehana, sy ny vadiny Ramatoa Kasaina ANDRIAMOSA, Ny Filoha Lefitry ny Distrika
Ramatoa, NJIVARIMANANA Laingo Mihaja, ary ireo manam-boninahitra Sivily sy Miaramila eto amin’ny tanana
Tanjona tamin’ity lalao ity; dia ny hampiroboroboana ny lalao baolina kitra
ataon’ny vehivavy!!