Kaominina SABOTSY NAMEHANA sy ny PMU-BET

Fiaraha-miasa eo @ kaominina SABOTSY NAMEHANA sy ny PMU-BET taminy alalany 3P
( Partenariat Public Privé).
– Fanomezana Ordinateur complet miisa 2
– Fandokoana ny biraon’ny kaominina
– Fandokoana ny tobim-pahasalamana CSBII
– Fihaina ny lalao baolina kitra latsaky 18 taona
Izany no atao Dia fanehoana ny fankasitrahana sy ny fiaraha-miasa misy eo @ kaominina Sabnam sy ny PMU-BET.
Marihina mo fa Atao JEAN FLEURIS no nisolotena ny PMU-BET 261 Ary ny mpiara-miasa aminy Ben’ny Tanana SABNAM rehetra no Tonga nifanotrona t@ fadraisana.