Hatsangano ny sainam-pirenena
Ankatoky ny fankalazana ny fetim-pirenena isika izao,
Koa ho fanamarihana izany andro lehibe nahazoana ny Fahaleovan-tena izany, dia manentana antsika vahoaka rehetra, ny isan-tokan-trano mba hanangana ny sainam-pirenena !!
Sady fiaraha-mientana izany no mariky ny fitiavan-tsika ny tanin-drazan-tsika ihany koa!!