Fizarana zezika ho an’ireo tantsaha mpamboly vary
Fizarana zezika ho an’ireo tantsaha mpamboly vary ao amin’ny lemak’i Namehana mivondrona ao amin’ny FMR5: Orimbato,Fanavaozana,Avotra, Tafita natao tao Ambohibary ny 14mars2023.
Zezika sulfate d’ammonium milanja 10,5t avy @ ministeran’ny fambolena ho an’ny mpamboly 500 isa.
Nifanotrona tamin’izany ireo mpanolotsaina kaominaly,ireo solotenan’ny DRAE,ny ekipan’ny PAPRIZ.nialohavana fampiofanana izao fizarana izao