FIZARANA NOFON-KENA MITAM-PIHAVANANA
Taorian’ny Fitokanana ireo Fotodrafitr’asa izay notanterahina teto amin’ny Kaominina Sabotsy Namehana, dia nisy ny fizarana nofon-kena mitam-pihavanana, ka mba omby miisa telo no novonoina tamin’izany.
Fanomezana avy amin’Andriamatoa Filohan’ny Repoblika Hery RAJAONARIMAMPIANINA