Fizarana ” KITS SCOLAIRES “

Fizarana ” KITS SCOLAIRES ” ho any ankizy 400 eto @ kaominina SABNAM hanala fanadinana CEPE sy 6ème ho fanohanana sy fampirisihana ny zanaky ny kaominina .
Fanampina avy @ Fanjakana foibe sy ny kaominina SABNAM.
” IZAY TSY MAHAY DIA VOAMBAKA “
Nilaza ihany koa ny Ben’ny tanana fa averina ny fifaninanana ho any mpianatra Mendrika ka tsara ISA indrindra ka omena valisoa tsara.