Fivoriana isan-droa volana, 2020
Androany 16 Oktobra 2020, no notanterahina ny fivorina fanao isan-droa volana fanaon’ny Distrika Antananarivo Avaradrano, ka ny Commune Sabotsy Namehana no nandray izany.
Tonga nitarika izany fivoriana izany ny Solom-bavam-bahoakan’i Madagasikara voafidy teto amin’ny Distrika Antananarivo Avaradrano, ny Deputé Naina, ny Lehiben’ny Distrika Antananarivo Avaradrano, Ireo Ben’ny tanana ato anatin’ny Distrika Antananarivo Avaradrano, notronin’nireo Sampan’asam-panjakana isan-tsokajiny, nahitana ny Fampianarana, Fandriam-pahalemana, sns …