Fitsirihana ara-Teknika
Notsirihina ara-teknika io hariva io ny fizotry ny asa fanamboarana ireo paompin-drano natao tao amin’ny FKT Ambohinaorina, FKT Tsarafara, FKT Ambatofotsy
Araka ny voalazan’ireo Teknisianina miandraikitra ity fanamboarana ity, dia mizotra araka ny nieritreretana azy ny asa!
Tsipihina hatrany fa maharitra 75 andro eo ho eo ny fanamboarana izany Paompin-drano izany