FITSIDIHANA NY FIZOTRY NY ASA
Notanterahina io maraina io ny fitsidihana ny fizotry ny asa, lalan-kely mampitohy an’Andranomahintsy, Andidiana, ary Andalanomby, izay notanterahin’ny SINOHYDRO, ny EGIS INFRAMAD, ny Commune SABOTSY NAMEHANA, ny Fokontany mpahazo Tombontsoa.
Izany npo natao dia hitiliana ny hahatsara sy hahamafy ary hampateza an’ity lalana natao hoan’ny daholobe ity!!