FITSARANA MIARAMILA TETO SABOTSY NAMEHANA

Androany no natao ny fitsarana miaramila teto amin’ny Commune Sabotsy Namehana, izay notontosaina tao amin’ny Salle Polyvalente Sabotsy Namehana.
Tonga marobe ireo ireo zatovolahy sy zatovovavy niatrika izany, ary araka ny filazanan’ny sasany amin’izy ireo dia efa tamin’ny 6.30mn maraina dia efa nisy tonga nilahatra teo io maraina io.
Samy manana ny antony hanaovana an’ity fitsarana miaramila ity avokoa moa izy ireo raha sendra nanontaniana.