Fitokanana ny EPP Soaniadanana
Fitokanana ny EPP Soaniadanana sy fankalazana ny faha-10 taonan’ny Fokontany,izay teo ambany fiahian’ny Minisitry ny vola sy ny teti-bola nanatrika izany Andriamatoa Tale teknika misahana ny Lafin-tany eto amin’ny Faritra Analamanga, Ramatoa Lehiben’ny Distrikan’Antananarivo Avaradrano.
Nitsena ny vahiny tamin’izany Andriamatoa Ben’ny Tanana sy ny Filohan’ny Mpanolotsaina Kaominaly.