FITOKANANA NY BIRAON’NY DISTRIKAN’ANTANANARIVO AVARADRANO
Notokanana anio 27 Avril 2013 ny BIRAON’NY DISTRIKAN’ANTANANARIVO AVARADRANO eto Sabotsy Namehana
Tonga nitokana izany Birao izany ny Praiminisitra Lefitra Misahana ny Fampandrosoana ary ny Fanajariana ny tany.
Natomboka fananganan-tsaina ny Lananonana, izay nafanain’ny Mpitsoka Mozikan’ny Tafika Malagasy. Narahin’ny Kabary nifandimbiasana, nony avy eo niroso tamin’ny fanampahana ny “ruban” teny amin’ity Birao vaovao ity
[wowslider id="6"]