FITOKANANA NY BIRAO FKT FARAVOHITRA

FITOKANANA NY BIRAO FKT FARAVOHITRA

Ny 22 Aogositra 2013 no notokanana tamim-pomba ofisialy ny Birao Fokontany eto Faravohitra, Tonga nitarika ny lanonam-pitokanana izany ny Ben’ny Tanana sy ireo mpiara-miasa aminy, ary notronon’ireo manam-pahefana maro, sivily sy miaramila.

Taorian’ny Kabary nifandimbiasana, dia notapahana avy ahtrany ny « ruban » ho mariky ny fankalazana ity andro natokana hitokanana ity Biraom-pokontany iazy natolokana hoan’ny vahoaka  ity.

[wowslider id="5"]