Final Basket Ball

Final Basket Ball, karakarain’ny Distrika avaradrano, atao anio 25 Jona 2017 aty Ambohimanambola,

Hifanandrianan’ny Kaominina Sabotsy Namehana sy ny Kaominina Ankedikely Ilafy