FILAZANA FAHATAMPAHAN-DALANA
Noho ny fanamboaran-dalana Sabotsy – Ambatofotsy – Ambohidrano, dia ilazana ireo rehetra izay mampiasa io lalana io, fa ho tapaka izany manomboka ny Alakamisy 15 Febroary 2018 mandrampahavitany.
Ny fivilian-dalana (Déviation) dia eo Ambolotara mivoaka any Antsofonondry
Misaotra mialoha amin’ny fanekena ny Fandaminana