FILAZANA

Ilazana isika rehetra nanatitra ny atontan-taratasy teto amin’ny kaominina, momba ny « OPERATION PERMIS DE CONDUIRE BIOMETRIQUE » fa noho ny antony tsy miankina amin’ny Kaominina Sabotsy Namehana, dia averina aminareo manomboka ny Alatsinainy 27 Febroary 2017 ny atontan-taratasy sy ny vola

  • Maraina 8 ora ka hatramin’ny 12 ora
  • Hariva 02 ora ka hatramin’ny 5 Ora hariva

Ento ny tapakila nandraisan’ny Kaominina izany any aminao

Misaotra Tompoko!